-
Deoteronomia 11:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Tsy hitan’izy ireo koa ny nataony tamin’i Datana sy Abirama zanak’i Eliaba taranak’i Robena, rehefa nisokatra ny tany ka nitelina azy niaraka tamin’ny ankohonany sy ny tranolainy ary izay rehetra nanaraka azy, teo imason’ny Israely rehetra.+
-
-
Salamo 106:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Dia nisokatra ny tany ka nitelina an’i Datana,
Sy nanarona an’ireo niaraka tamin’i Abirama.+
-