Nomery 16:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary i Kora,+ zanak’i Jizara,+ zanak’i Kehata,+ zanak’i Levy,+ dia niray tetika tamin’i Datana sy Abirama, zanak’i Eliaba,+ ary Ona zanak’i Peleta, izay samy taranak’i Robena.+ Nomery 16:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Dia nisokatra* ny tany ka nitelina azy ireo sy ny ankohonany ary ny olona rehetra niaraka tamin’i Kora.+ Natelin’ny tany daholo koa ny fananan’ireo olona ireo.
16 Ary i Kora,+ zanak’i Jizara,+ zanak’i Kehata,+ zanak’i Levy,+ dia niray tetika tamin’i Datana sy Abirama, zanak’i Eliaba,+ ary Ona zanak’i Peleta, izay samy taranak’i Robena.+
32 Dia nisokatra* ny tany ka nitelina azy ireo sy ny ankohonany ary ny olona rehetra niaraka tamin’i Kora.+ Natelin’ny tany daholo koa ny fananan’ireo olona ireo.