FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 36:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Ampiakariny ireo piti-drano;+

      Lasa zavona ireny, ka tonga orana;

  • Joba 38:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Iza no hendry ka mahavita manisa ny rahona,

      Na mahavita mampitongilana ny sinin-dranon’ny lanitra,+

  • Jeremia 10:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Rehefa ataony heno ny feony,

      Dia misamboaravoara ny rano eny amin’ny lanitra,+

      Ary mampiakatra rahona* avy any amin’ny faran’ny tany izy.+

      Manao tselatra* ho an’ny orana izy,

      Ary avoakany avy ao amin’ny trano fitehirizany azy ny rivotra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara