-
Joba 37:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Henoy tsara ny feony* miraondraona,
Sy ny kotroka avoakan’ny vavany.
-
-
Joba 38:34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 Mahavita manandratra ny feonao hatreny amin’ny rahona ve ianao,
Mba hampisy tondra-drano hanafotra anao?+
-