2 Samoela 12:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hoy i Natana tamin’i Davida: “Ianao izany lehilahy izany! Izao no lazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Izaho no nanosotra anao ho mpanjakan’ny Israely,+ sady namonjy anao teo an-tanan’i Saoly.+ 2 Samoela 12:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Koa naninona ianao no nanao tsinontsinona ny tenin’i Jehovah, ka nanao izay ratsy teo imasony? Nasianao tamin’ny sabatra+ i Oria Hetita! Dia nalainao ho vadinao ny vadiny,+ rehefa avy novonoinao tamin’ny sabatry ny Amonita izy.+ Salamo 141:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Apokalypsy 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “‘Izay rehetra iraiketan’ny foko no anariko sy faiziko.+ Miezaha àry hafana fo, dia mibebaha.+
7 Dia hoy i Natana tamin’i Davida: “Ianao izany lehilahy izany! Izao no lazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Izaho no nanosotra anao ho mpanjakan’ny Israely,+ sady namonjy anao teo an-tanan’i Saoly.+
9 Koa naninona ianao no nanao tsinontsinona ny tenin’i Jehovah, ka nanao izay ratsy teo imasony? Nasianao tamin’ny sabatra+ i Oria Hetita! Dia nalainao ho vadinao ny vadiny,+ rehefa avy novonoinao tamin’ny sabatry ny Amonita izy.+