-
1 Mpanjaka 16:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Tamin’ny taona faha-26 nanjakan’i Asa mpanjakan’ny Joda, no lasa mpanjakan’ny Israely tao Tirza i Elaha zanak’i Basa. Ary nanjaka roa taona izy.
-
-
1 Mpanjaka 16:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Tamin’ny taona faha-27 nanjakan’i Asa mpanjakan’ny Joda, no lasa mpanjaka tao Tirza i Zimry. Ary nanjaka fito andro izy. Nitoby mba hiady tamin’i Gibetona,+ izay an’ny Filistinina, ny tafika tamin’izay.
-
-
1 Mpanjaka 16:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Resin’ny mpomba an’i Omry anefa ny mpomba an’i Tibny zanak’i Ginata. Dia maty i Tibny, ary lasa mpanjaka i Omry.
-