14 Jereo ilay bevohoka faharatsiana;
Fahoriana no miforona ao an-kibony, ka lainga no aterany.+
15 Mihady lavaka izy ary ataony lalina be ilay izy,
Nefa izy ihany no ho latsaka ao.+
16 Hivaly aminy ihany ny fampahoriana ataony;+
Hilatsaka eo an-tampon-dohany ny herisetra vitany.