FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 7:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Raha mihaino an’izany didim-pitsarana izany foana ianareo ka manaraka tsara sy mankatò azy ireny, dia hotanterahin’i Jehovah Andriamanitrareo ilay fifanekena nataony, ary ho tia anareo sy tsy hivadika aminareo izy, araka ilay fianianana nataony tamin’ny razambenareo.

  • Salamo 37:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Salamo 37:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Fantatr’i Jehovah izay manjo* ny olona tsy misy tsiny,

      Ary haharitra mandrakizay ny lovan’izy ireo.+

  • Salamo 84:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa masoandro+ sy ampinga+ i Jehovah Andriamanitra;

      Mankasitraka sy manome voninahitra izy.

      I Jehovah dia tsy hiahotra ny hanome zava-tsoa

      Ho an’ireo tsy mivadika.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara