-
Estera 3:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Dia nampitondraina an’ireo mpitondra hafatra ny taratasy ho an’ny faritany rehetra eran’ilay fanjakana. Voasoratra tao ilay didy hoe hovonoina sy haringana ary haripaka daholo ny Jiosy rehetra, na antitra na tanora, na ny zaza na ny vehivavy, ary halaina daholo ny fananany.+ Andro iray ihany no hanaovana an’izany, dia ny faha-13 amin’ny volana faha-12, izany hoe ny volana Adara.+
-