Ohabolana 22:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Ohabolana 22:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Latsa-paka ao am-pon’ny zaza* ny hadalana,+Fa ny tsorakazo famaizana* no hahatonga an’izany ho lavitra azy.+ Ohabolana 23:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Aza misalasala manafay* zanaka,*+ Fa tsy hoe ho faty izy akory raha kapohinao amin’ny tsorakazo. Efesianina 6:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
15 Latsa-paka ao am-pon’ny zaza* ny hadalana,+Fa ny tsorakazo famaizana* no hahatonga an’izany ho lavitra azy.+