Ohabolana 13:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Izay mitsitsy ny tsorakazony* dia tsy tia ny zanany,+Fa izay tia azy kosa mazoto* mananatra* azy.+ Ohabolana 19:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Faizo ny zanakao dieny mbola misy fanantenana,+Ary tandremo sao ho lasa tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany ianao.*+
24 Izay mitsitsy ny tsorakazony* dia tsy tia ny zanany,+Fa izay tia azy kosa mazoto* mananatra* azy.+
18 Faizo ny zanakao dieny mbola misy fanantenana,+Ary tandremo sao ho lasa tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany ianao.*+