-
1 Samoela 3:12, 13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Amin’izany andro izany, dia hotanterahiko hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany ny zava-drehetra nolazaiko+ momba an’i Ely sy ny ankohonany. 13 Dia lazao aminy fa homelohiko ny ankohonany noho ny fahadisoana efa fantany,+ ary tsy hiova intsony izany. Manozona an’Andriamanitra mantsy ny zanany lahy+ nefa tsy nanariny mafy.+
-