-
1 Samoela 2:22, 23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Efa antitra be i Ely, ary efa henony daholo ny zavatra nataon’ny zanany lahy+ tamin’ny Israely rehetra. Henony koa hoe nanao firaisana tamin’ireo vehivavy nanompo teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana+ izy ireo. 23 Izao foana no noteneniny tamin’ireo zanany ireo: “Fa maninona ianareo no manao an’izany foana? Ratsy ny zavatra henoko resahin’ny olon-drehetra momba anareo.
-
-
Jakoba 4:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Raha misy mahafantatra an’izay tokony hataony àry, nefa tsy manao, dia manota izy.+
-