FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 3:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Amin’izany andro izany, dia hotanterahiko hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany ny zava-drehetra nolazaiko+ momba an’i Ely sy ny ankohonany. 13 Dia lazao aminy fa homelohiko ny ankohonany noho ny fahadisoana efa fantany,+ ary tsy hiova intsony izany. Manozona an’Andriamanitra mantsy ny zanany lahy+ nefa tsy nanariny mafy.+

  • 1 Mpanjaka 1:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nandritra izany fotoana izany, dia nanao izay hahazoana fahefana i Adonia+ zanakalahin’i Hagita, ka niteny hoe: “Izaho no ho mpanjaka!” Nampanamboatra kalesy ho azy sy naka mpitaingin-tsoavaly izy, ary nanangona lehilahy 50 hihazakazaka eo alohany.+ 6 Tsy nanohitra* azy mihitsy anefa ny rainy. Tsy mba niteny izy hoe: “Fa maninona ianao no manao an’izao?” I Adonia no nateraky ny reniny nanarakaraka an’i Absaloma, ary tena tsara tarehy koa izy.

  • Ohabolana 29:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ny tsorakazo* sy ny anatra no mampahahendry,+

      Fa ny zaza avela hanaram-po kosa mahamenatra ny reniny.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara