Ohabolana 13:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Izay mitsitsy ny tsorakazony* dia tsy tia ny zanany,+Fa izay tia azy kosa mazoto* mananatra* azy.+ Ohabolana 22:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Ohabolana 22:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Latsa-paka ao am-pon’ny zaza* ny hadalana,+Fa ny tsorakazo famaizana* no hahatonga an’izany ho lavitra azy.+
24 Izay mitsitsy ny tsorakazony* dia tsy tia ny zanany,+Fa izay tia azy kosa mazoto* mananatra* azy.+
15 Latsa-paka ao am-pon’ny zaza* ny hadalana,+Fa ny tsorakazo famaizana* no hahatonga an’izany ho lavitra azy.+