Mpitoriteny 5:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Aza faingam-bava, ary aza entim-po fotsiny ka lasa maika hiteny eo anatrehan’ilay tena Andriamanitra.+ Fa izy any an-danitra ary ianao kosa etỳ an-tany, ka tsy tokony hiteny betsaka ianao.+ Jakoba 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
2 Aza faingam-bava, ary aza entim-po fotsiny ka lasa maika hiteny eo anatrehan’ilay tena Andriamanitra.+ Fa izy any an-danitra ary ianao kosa etỳ an-tany, ka tsy tokony hiteny betsaka ianao.+