FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 30:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Raha mivoady+ amin’i Jehovah ny lehilahy iray, na mianiana+ ka mivoady* hoe hifady zavatra, dia tsy mahazo mivadika amin’ny teniny izy.+ Tokony hotanterahiny daholo izay rehetra nolazainy tao amin’ilay voady.+

  • 1 Samoela 14:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Reraka be anefa ireo lehilahy israelita tamin’iny andro iny, satria i Saoly nampanao fianianana azy ireo hoe: “Voaozona izay olona mihinan-kanina* alohan’ny takariva, mandra-pamitako ny valifatiko amin’ny fahavaloko!” Koa tsy nisy nihinan-kanina ny olona.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara