Ohabolana 18:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mahatonga fifamaliana ny tenin’ny tsisy saina,+Ary ny vavany no mahatonga azy ho voakapoka.+ Ohabolana 20:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Voninahitra ho an’ny olona ny mifehy tena tsy hifamaly,+Fa ny tsisy saina rehetra kosa miditra amin’ilay fifamaliana.+
3 Voninahitra ho an’ny olona ny mifehy tena tsy hifamaly,+Fa ny tsisy saina rehetra kosa miditra amin’ilay fifamaliana.+