FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 14:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Tsy mba misy tonga saina ve ny mpanao ratsy?

      Arapany ny vahoakako, ka hohaniny hoatran’ireny mihinan-kanina ireny.

      Tsy mba miantso an’i Jehovah izy ireo.

  • Ohabolana 22:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Izay manambaka ny mahantra mba hitomboan’ny harenany,+

      Ary izay manome fanomezana ho an’ny mpanankarena,

      Dia hahantra no hiafarany.

  • Isaia 32:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Ratsy ny fanaon’ny olona maty eritreritra.+

      Mampirisika ny olona hanana fitondran-tena manala baraka mantsy izy,

      Ka mampiasa lainga, mba ho voa mafy izay mijaly,+

      Na dia efa milaza ny marina aza ny mahantra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara