-
Ohabolana 19:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Tsy mendrika ny hanana fiainana mirenty ny tsisy saina,
Ary vao mainka tsy mendrika ny hibaiko andriana ny mpanompo!+
-
-
Mpitoriteny 10:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Ny mpanompo indray no hitako mitaingin-tsoavaly, fa ny andriana kosa mandeha an-tongotra toy ny mpanompo.+
-
-
Isaia 3:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Ankizilahy no hataoko ho andrianan’izy ireo,
Ary olona miovaova hevitra* no ho mpitondra azy.
-