FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitoriteny 10:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Sambatra kosa ny tany raha zanaky ny olona ambony ny mpanjakany, ary raha mihinana sy misotro amin’ny fotoana mety ny andrianany mba hahazo hery, fa tsy hoe mba ho mamo.+

  • Isaia 28:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Diso lalana izy ireny noho ny divay,

      Ary lasa mivembena noho ny toaka.

      Diso lalana ny mpisorona sy ny mpaminany noho ny toaka,

      Ary tsy misaina tsara izy ireo noho ny divay,

      Sady mivembena noho ny toaka.

      Diso lalana izy ireo noho ny fahitana hitany,

      Ka tsy mahay manapa-kevitra tsara intsony.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara