FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 16:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia nandeha nitsena an’i Tiglato-pilesera mpanjakan’i Asyria tany Damaskosy i Ahaza Mpanjaka. Rehefa nahita an’ilay alitara tany Damaskosy izy, dia nalefany tany amin’i Oria mpisorona ny planin’ilay alitara. Hita tao ny tsipiriany momba an’ilay izy sy ny fomba nanaovana azy.+ 11 Nanorina alitara+ àry i Oria+ mpisorona, araka ny toromarika rehetra nalefan’i Ahaza Mpanjaka avy tany Damaskosy. Ary vitan’i Oria ilay izy, talohan’ny niverenan’i Ahaza Mpanjaka avy tany.

  • Jeremia 5:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Maminany lainga ny mpaminany,+

      Ary manampatra fahefana ny mpisorona.

      Dia tian’ny vahoakako erỳ izany!+

      Koa ahoana no hataonareo rehefa tonga ny farany?”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara