Isaia 30:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hoy izy ireo amin’ny mpahita: ‘Aza mijery’, Ary amin’ny mpahita fahitana hoe: ‘Aza milaza fahitana marina aminay.+ Fa teny fandokafana* no lazao aminay, ary zavatra mamitaka no jereo ao amin’ny fahitana.+ Jaona 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Izao no antony anamelohana ny olona: Tonga teo amin’izao tontolo izao ny mazava,+ saingy naleon’ny olona ny haizina toy izay ny mazava, satria ratsy ny ataony.
10 Hoy izy ireo amin’ny mpahita: ‘Aza mijery’, Ary amin’ny mpahita fahitana hoe: ‘Aza milaza fahitana marina aminay.+ Fa teny fandokafana* no lazao aminay, ary zavatra mamitaka no jereo ao amin’ny fahitana.+
19 Izao no antony anamelohana ny olona: Tonga teo amin’izao tontolo izao ny mazava,+ saingy naleon’ny olona ny haizina toy izay ny mazava, satria ratsy ny ataony.