24 Tsy misy mahasoa ny olona mihoatra noho ny hoe mihinana sy misotro, dia mankafy ny asa mafy ataony.+ Lasa fantatro koa fa avy amin’ilay tena Andriamanitra izany.+
22 Hitako fa tsy misy mahasoa ny olona mihoatra noho ny mankafy ny asa ataony,+ satria izany no valisoany.* Fa iza moa no afaka mampiseho azy an’izay hitranga rehefa maty izy?+