Mpitoriteny 8:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Niezaka tamin’ny foko manontolo aho mba hanam-pahendrena sy handinika an’izay rehetra* atao etỳ ambonin’ny tany.+ Indraindray aza aho* tsy matory andro aman’alina mihitsy.
16 Niezaka tamin’ny foko manontolo aho mba hanam-pahendrena sy handinika an’izay rehetra* atao etỳ ambonin’ny tany.+ Indraindray aza aho* tsy matory andro aman’alina mihitsy.