-
Mpitoriteny 7:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Tapa-kevitra aho ny hamantatra sy handinika ary hikaroka ny atao hoe fahendrena sy ny antony mampisy ny zava-drehetra. Niezaka mafy koa aho ny hahatakatra fa ratsy ny hoe tsisy saina ary hadalana ny hoe very saina.+
-