-
Mpitoriteny 2:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Dia nofantariko indray ny atao hoe fahendrena sy hadalana ary ny hoe very saina.+ Inona moa no mba ho vitan’izay olona handimby ny mpanjaka? Izay efa natao teo aloha ihany.
-