FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitoriteny 2:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Hoy aho momba ny fihomehezana: “Hadalana fotsiny izany!”

      Ary hoy aho momba ny fahafinaretana:* “Tsy mitondra mankaiza akory!”

      3 Namantatra an’izany hoe manaram-po misotro divay izany aho,+ nefa mbola niezaka ny ho hendry koa. Nanandrana nanao hadalana mihitsy aza aho, mba hahafantarako an’izay zavatra tsara indrindra tokony hataon’ny olombelona etỳ ambanin’ny lanitra, mandritra ny andro vitsy iainany.

  • Mpitoriteny 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia nofantariko indray ny atao hoe fahendrena sy hadalana ary ny hoe very saina.+ Inona moa no mba ho vitan’izay olona handimby ny mpanjaka? Izay efa natao teo aloha ihany.

  • Mpitoriteny 7:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Tapa-kevitra aho ny hamantatra sy handinika ary hikaroka ny atao hoe fahendrena sy ny antony mampisy ny zava-drehetra. Niezaka mafy koa aho ny hahatakatra fa ratsy ny hoe tsisy saina ary hadalana ny hoe very saina.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara