Mpitoriteny 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tsy misy mahasoa ny olona mihoatra noho ny hoe mihinana sy misotro, dia mankafy ny asa mafy ataony.+ Lasa fantatro koa fa avy amin’ilay tena Andriamanitra izany.+ Mpitoriteny 3:12, 13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
24 Tsy misy mahasoa ny olona mihoatra noho ny hoe mihinana sy misotro, dia mankafy ny asa mafy ataony.+ Lasa fantatro koa fa avy amin’ilay tena Andriamanitra izany.+