-
Salamo 88:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Hanao fahagagana ho an’ny maty ve ianao?
Afaka mitsangana hidera anao ve ireo maty tsy mahavita na inona na inona?+ (Sela)
-
-
Isaia 38:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Izay midina any an-davaka koa tsy afaka manantena intsony ny hahita hoe tsy mivadika ianao.+
-