Marka 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Angaha tsy io ilay mpandrafitra+ zanak’i Maria,+ sady rahalahin’i Jakoba+ sy Josefa sy Jodasy ary Simona?+ Ary angaha moa tsy eto amintsika ny anabaviny?” Dia tsy nety nino azy* izy ireo. 1 Korintianina 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy nisy nahafantatra an’izany fahendrena izany ny mpitondra teto amin’izao tontolo izao.*+ Raha fantatr’izy ireo mantsy izany, dia tsy ho novonoiny* ny Tompo be voninahitra.
3 Angaha tsy io ilay mpandrafitra+ zanak’i Maria,+ sady rahalahin’i Jakoba+ sy Josefa sy Jodasy ary Simona?+ Ary angaha moa tsy eto amintsika ny anabaviny?” Dia tsy nety nino azy* izy ireo.
8 Tsy nisy nahafantatra an’izany fahendrena izany ny mpitondra teto amin’izao tontolo izao.*+ Raha fantatr’izy ireo mantsy izany, dia tsy ho novonoiny* ny Tompo be voninahitra.