FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 7:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Fa angaha misy mino azy ny mpitondra eto amintsika na ny Fariseo?+

  • Asan’ny Apostoly 13:27, 28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Tsy nanaiky azy* ny mponin’i Jerosalema sy ny mpitondra teo aminy. Rehefa nitsara azy anefa izy ireo dia nanatanteraka an’izay efa nolazain’ireo Mpaminany,+ izay vakina mafy isaky ny sabata. 28 Ary nangataka tamin’i Pilato ny hamonoana azy ho faty izy ireo,+ na dia tsy nahita antony tokony hamonoana azy aza.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara