FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 10:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Lasa nalaza i Solomona noho ny anaran’i Jehovah.+ Ary henon’ny mpanjakavavin’i Sheba ny lazany, ka tonga hitsapa azy tamin’ny fanontaniana saro-baliana* izy.+

  • 1 Mpanjaka 10:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia voavalin’i Solomona daholo ny fanontaniany. Tsy nisy zavatra sarotra loatra* tamin’ny mpanjaka ka hoe tsy hainy ny nanazava azy.

  • 1 Mpanjaka 10:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Hoy àry izy tamin’ny mpanjaka: “Tena marina ny zavatra henoko tany amin’ny taniko momba ny zava-bitanao* sy ny fahendrenao.

  • 1 Mpanjaka 10:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Sambatra ny olonao, ary sambatra ny mpanomponao izay eto anatrehanao eto foana, ka mandre ny fahendrenao!+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara