1 Mpanjaka 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Homeko anao koa izay tsy nangatahinao,+ dia harena sy voninahitra,+ ka tsy hisy mpanjaka hitovy aminao mandritra ny androm-piainanao.*+ 1 Mpanjaka 10:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nanan-karena+ sy hendry+ noho ny mpanjaka rehetra teto an-tany àry i Solomona Mpanjaka.
13 Homeko anao koa izay tsy nangatahinao,+ dia harena sy voninahitra,+ ka tsy hisy mpanjaka hitovy aminao mandritra ny androm-piainanao.*+