Mpitoriteny 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Rehefa nisaintsaina ny zavatra rehetra nataon’ny tanako sy ny asa mafy rehetra nisasarako anefa aho,+ dia hitako hoe tsisy dikany ny zava-drehetra fa misambo-drivotra fotsiny.+ Tsy misy zavatra mba tena hoe misy vidiny* etỳ ambanin’ny masoandro.+ Matio 16:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary inona tokoa moa no soa ho azon’ny olona raha azony izao tontolo izao nefa afoiny ny ainy?+ Sa inona no homen’ny olona ho takalon’ny ainy?+ Jaona 6:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
11 Rehefa nisaintsaina ny zavatra rehetra nataon’ny tanako sy ny asa mafy rehetra nisasarako anefa aho,+ dia hitako hoe tsisy dikany ny zava-drehetra fa misambo-drivotra fotsiny.+ Tsy misy zavatra mba tena hoe misy vidiny* etỳ ambanin’ny masoandro.+
26 Ary inona tokoa moa no soa ho azon’ny olona raha azony izao tontolo izao nefa afoiny ny ainy?+ Sa inona no homen’ny olona ho takalon’ny ainy?+