-
Mpitoriteny 1:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Nodinihiko izay rehetra atao etỳ ambanin’ny masoandro,
Ka hitako hoe tsisy dikany ny zava-drehetra fa misambo-drivotra fotsiny.+
-
-
1 Timoty 6:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Fa tsy nitondra na inona na inona teto amin’izao tontolo izao isika, sady tsy hahatondra na inona na inona hiala eto.+
-