Joba 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 sady niteny hoe: “Nitanjaka no nivoahako avy tao an-kibon-dreniko,Ary mitanjaka no hiverenako any.+ I Jehovah no nanome,+ ary i Jehovah no naka. Hoderaina foana anie ny anaran’i Jehovah!” Salamo 49:16, 17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Aza matahotra raha misy olona lasa mpanankarena,Ka lasa tsara tarehy ny tranony.17 Rehefa maty mantsy izy, dia tsy hahatondra na inona na inona;+Tsy hidina hanaraka azy ny voninahiny.+
21 sady niteny hoe: “Nitanjaka no nivoahako avy tao an-kibon-dreniko,Ary mitanjaka no hiverenako any.+ I Jehovah no nanome,+ ary i Jehovah no naka. Hoderaina foana anie ny anaran’i Jehovah!”
16 Aza matahotra raha misy olona lasa mpanankarena,Ka lasa tsara tarehy ny tranony.17 Rehefa maty mantsy izy, dia tsy hahatondra na inona na inona;+Tsy hidina hanaraka azy ny voninahiny.+