FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 39:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Nataonao vitsy* tokoa ny androko,+

      Ary tsinontsinona eo anatrehanao ny halavan’ny androm-piainako.+

      Toy ny fofonaina tokoa ny olona rehetra, na dia toa tsy misy mampanahy azy aza.+ (Sela)

       6 Mandalo toy ny aloka tokoa ny olona rehetra.

      Mifofotra mafy* izy, nefa very maina fotsiny izany.

      Manangona harena izy, nefa tsy fantany hoe ho an’iza izany.+

  • Mpitoriteny 2:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Rehefa nisaintsaina ny zavatra rehetra nataon’ny tanako sy ny asa mafy rehetra nisasarako anefa aho,+ dia hitako hoe tsisy dikany ny zava-drehetra fa misambo-drivotra fotsiny.+ Tsy misy zavatra mba tena hoe misy vidiny* etỳ ambanin’ny masoandro.+

  • Mpitoriteny 2:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Lasa halako ny zavatra rehetra nisasarako tetỳ ambanin’ny masoandro,+ satria tsy maintsy avelako ho an’izay olona handimby ahy.+

  • Mpitoriteny 2:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ny olona mampifaly an’Andriamanitra no omeny fahendrena sy fahalalana ary fifaliana.+ Fa ny mpanota kosa ampiasainy hanangona fananana fotsiny, mba homena an’izay mampifaly an’ilay tena Andriamanitra.+ Tsisy dikany koa izany fa misambo-drivotra fotsiny.

  • Lioka 12:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara