1 Samoela 18:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nahomby* foana+ izy tamin’izay rehetra nataony, ary nanampy azy i Jehovah.+ Ohabolana 3:32, 33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Isaia 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Lazao ny olo-marina hoe hahita soa izy ireo,Ary homena valisoa noho izay ataony.*+