Salamo 39:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mandalo toy ny aloka tokoa ny olona rehetra. Mifofotra mafy* izy, nefa very maina fotsiny izany. Manangona harena izy, nefa tsy fantany hoe ho an’iza izany.+ Ohabolana 11:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy hisy hilana azy ny harena* amin’ny andro fahatezerana,*+Fa ny fahamarinana kosa no hamonjy ny olona tsy ho faty.+ Ohabolana 23:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Aza mandrera-tena mikatsaka harena.+ Ajanòny izany dia asehoy hoe mahira-tsaina ianao.* Mpitoriteny 2:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Lasa halako ny zavatra rehetra nisasarako tetỳ ambanin’ny masoandro,+ satria tsy maintsy avelako ho an’izay olona handimby ahy.+ Lioka 12:19, 20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
6 Mandalo toy ny aloka tokoa ny olona rehetra. Mifofotra mafy* izy, nefa very maina fotsiny izany. Manangona harena izy, nefa tsy fantany hoe ho an’iza izany.+
4 Tsy hisy hilana azy ny harena* amin’ny andro fahatezerana,*+Fa ny fahamarinana kosa no hamonjy ny olona tsy ho faty.+
18 Lasa halako ny zavatra rehetra nisasarako tetỳ ambanin’ny masoandro,+ satria tsy maintsy avelako ho an’izay olona handimby ahy.+