-
Genesisy 8:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Manomboka izao, dia tsy hitsahatra eny ambonin’ny tany mihitsy ny famafazam-boa sy ny fijinjana, ny hatsiaka sy ny hafanana, ny fahavaratra sy ny ririnina, ary ny andro sy ny alina.”+
-
-
Salamo 19:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Mipoitra avy any amin’ny faravodilanitra iray izy,
Ary mihodidina mankany amin’ny faravodilanitra iray;+
Tsy misy tsy azon’ny hafanany.
-