FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 4:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Nanana lehibem-paritra 12 i Solomona, teo amin’ny Israely rehetra. Andraikitr’izy ireo ny namatsy sakafo ny mpanjaka sy ny tao an-dapany. Ary nifandimby nanao an’izany iray volana isan-taona ny tsirairay tamin’izy ireo.+

  • 1 Mpanjaka 4:22, 23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Izao no sakafo nilain’i Solomona isan’andro: Lafarinina tsara toto 30 kora* sy lafarinina tsotra 60 kora, 23 omby mifahy 10, omby 20 mpankeny an-kijana, ary ondry 100, ankoatra ny serfa, gazela, serfa kely, ary taontaonkafa nohatavezina.

  • 1 Mpanjaka 10:4, 5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Rehefa hitan’ilay mpanjakavavin’i Sheba ny fahendrena rehetra nananan’i Solomona,+ ny trano naoriny,+ 5 ny sakafo teo an-databany,+ ny fomba nametrahana an’ireo mpanompony, ny fomba fiasan’ireo mpandroso sakafo sy ny fitafian’izy ireo, ny mpandroso zava-pisotron’ny mpanjaka, ary ny sorona dorana izay natolony tsy tapaka tao an-tranon’i Jehovah, dia tena gaga be mihitsy izy.

  • 1 Mpanjaka 10:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Volamena daholo ny kaopin’i Solomona Mpanjaka. Ary volamena tsy misy fangarony ny fitaovana rehetra tao amin’ny Trano Alan’i Libàna.+ Tsy nisy zavatra vita tamin’ny volafotsy mihitsy, satria noheverina ho tsinontsinona ny volafotsy tamin’ny andron’i Solomona.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara