-
1 Samoela 25:23, 24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Rehefa nahita an’i Davida i Abigaila, dia nidina haingana avy teo amin’ny ampondra ka niondrika teo anatrehan’i Davida sady niankohoka tamin’ny tany. 24 Ary niankohoka teo an-tongony izy ka niteny hoe: “Aleo ho ahy ny fahadisoana, tompoko. Ary mba avelao ny mpanompovavinao hiteny kely aminao, dia henoy ny tenin’ny mpanompovavinao.
-