19 Fa manam-piafarana ny olombelona ary manam-piafarana koa ny biby. Mitovy ihany ny hiafaran’izy ireo.+ Fa toy ny ahafatesan’ny biby ihany no ahafatesan’ny olona, ary iray ihany ny hery mamelona azy ireo.+ Tsy misy maha ambony ny olona amin’ny biby àry, fa tsisy dikany ny zava-drehetra.