FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitoriteny 2:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Na ny hendry mantsy na ny adala, dia tsy hoe hotsaroana foana.+ Samy ho hadino daholo ny olona, rehefa any aoriana any. Ary ahoana no hahafatesan’ny hendry? Mitovy amin’ny hahafatesan’ny adala ihany.+

  • Mpitoriteny 9:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Isaia 40:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Izany misy miteny hoe: “Miantsoantsoa!”

      Dia misy mamaly hoe: “Hiantso hoe ahoana?”

      “Ahitra ihany ny olombelona* rehetra,

      Ary hoatran’ny voninkazo eny an-tsaha daholo ny fitiavany sy ny tsy fivadihany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara