FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Tononkiran’i Solomona 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 “Matory aho nefa mahatsiaro ihany ny foko.+

      Izany mandondòna izany ilay mamin’ny foko!

      ‘Vohay aho, rahavako, ry malalako,

      Ry voromailalako, ry ilay tsy misy tsiniko,

      Fa lenan’ny ando ny lohako,

      Ary kotsan’ny andon’ny alina ny voloko.’+

  • Jeremia 48:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ilaozy ny tanànanareo, ka mandehana mipetraka eny amin’ny harambato, ry mponin’i Moaba!

      Aoka ianareo ho toy ny voromailala manao ny akaniny eny amin’ny sisin’ny hantsana.’”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara