Tononkiran’i Solomona 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Mainty* aho nefa mahafatifaty, ry zanakavavin’i Jerosalema ô,Hoatran’ny tranolain’i Kedara,+ hoatran’ny lamba nanaovana+ ny tranolain’i Solomona. Tononkiran’i Solomona 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 ‘Iza io vehivavy mamirapiratra* hoatran’ny hazavana vao maraina io?Tsara tarehy toy ny volana fenomanana izy,Sady madio tahaka ny tara-masoandro,Ary mahavariana toy ny tafika milahatra manodidina ny sainany.’”+
5 Mainty* aho nefa mahafatifaty, ry zanakavavin’i Jerosalema ô,Hoatran’ny tranolain’i Kedara,+ hoatran’ny lamba nanaovana+ ny tranolain’i Solomona.
10 ‘Iza io vehivavy mamirapiratra* hoatran’ny hazavana vao maraina io?Tsara tarehy toy ny volana fenomanana izy,Sady madio tahaka ny tara-masoandro,Ary mahavariana toy ny tafika milahatra manodidina ny sainany.’”+