-
2 Samoela 8:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Ary nalain’i Davida ny ampinga volamena boribory teny amin’ireo mpanompon’i Hadadezera, ka nentiny tany Jerosalema.+
-
-
2 Mpanjaka 11:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Ary nomen’ilay mpisorona an’ireo lehiben’ny zato ny lefon’i Davida Mpanjaka sy ireo ampingany boribory, izay tao an-tranon’i Jehovah.
-