-
Deoteronomia 3:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Mba avelao re aho hiampita dia hahita an’ilay tany tsara erỳ ampitan’i Jordana e, ilay faritra be tendrombohitra sady tsara tarehy, dia avy eo koa i Libàna!’+
-