Tononkiran’i Solomona 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ny vozonao+ dia sahala amin’ny tilikambon’i Davida,+Izay vita rarivatoSady ihantonan’ny ampinga arivo,Dia ny ampinga boribory rehetra fampiasan’ny lehilahy matanjaka.+
4 Ny vozonao+ dia sahala amin’ny tilikambon’i Davida,+Izay vita rarivatoSady ihantonan’ny ampinga arivo,Dia ny ampinga boribory rehetra fampiasan’ny lehilahy matanjaka.+